Prochain culte

 

amin’ny 10h30

Eglise Réformée de Paris Luxembourg

58, rue Madame

75006 Paris

Verset du jour

Connexion





Designed by:
SiteGround web hosting Joomla Templates

FPMA Fihobiana Paris
Teny fiarabahana PDF Imprimer Envoyer

“Hitahy anao anie Jehovah, koa hiaro anao;

Hampamirapiratra ny tavany aminao anie Jehovah, ka hamindra fo aminao;

Hanandratra ny tavany aminao anie Jehovah, ka hanome anao Fiadanana.”

(Nomery 6:24-26)

 

 

Izany tsodrano nampitondrain’ i Mosesy ho an’ ny Zanak’ Isiraely izany no entinay miarahaba anao.

Ary dia ho ao am-pontsika hatrany anie ny Fifalian’ny Mpamonjy, hirotsaka amintsika isan’andro anie ny Fahasoavana sy ny Fiadanana avy amin’ ny Ray, homba antsika mandrakariva anie ny Fanahy Masina.

Amin’ny anaran’ny Birao, ny Komity, ny sampana, ary ny vahoakan’Andriamanitra eto amin’ ny tafo FPMA Fihobiana-Paris,

Pasteur Roger RAFANOMEZANTSOA

Mise à jour le Mardi, 10 Avril 2012 08:37