Prochain culte

 

amin’ny 10h30

Eglise Réformée de Paris Luxembourg

58, rue Madame

75006 Paris

Verset du jour

Connexion





Designed by:
SiteGround web hosting Joomla Templates

FPMA Fihobiana Paris
ARAHABA NAHATRATRA NY TAONA 2012 PDF Imprimer Envoyer

Hitahy anao anie Jehovah ka hiaro anao

Hampamirapiratra ny tavany aminao anie Jehovah ka hamindra fo aminao

Hanandratra ny tavany aminao anie Jehovah ka hanome anao fiadanana

Nomery.6:24 -26

 

Izany tenin’Andriamanitra izany, izay mifono tsodranom-pitahiana ho an’ny olona rehetra, sady perikopa anio 1 Janoary 2012 rahateo, no entin’ny Mpitandrina sy ny Birao ary ny vahoakan’Andriamanitra ao amin’ny FPMA FIHOBIANA-PARIS miarahaba sy mirary soa ho antsika rehetra nahatratra ny taona vaovao 2012. Io tsodranon’ny Tompo io no irarianay homba sy hitahy ny fikasanao rehetra amin’ity taona vaovao ity. Fa na inona na inona kasaina raha tsy Izy no momba sy mitahy dia ho zava-poana izany!

Mise à jour le Mercredi, 04 Janvier 2012 14:40